Event Banner

Fotoana Mamy ho an'i Neny - Tarika SOLIKA

Espace Rose Espace Rose, MADAGASCAR
dim. 04 juin 2023 12 : 00
  Group Jet Location
15

jours
5

heures
30

minutes
03

secondes
Spectacles et concerts
Live

Fotoana Mamy ho an'i Neny - Tarika SOLIKA

Fotoana mamy ho an'i Neny,iarahana miaraka amin'ny Tarika SOLIKA ny alahady 04 Jona 2023 ao amin'ny espace Rose By Pass.

Sakafom-pifaliana manomboka amin'ny 12 ora atoandro. Hisy ny fanomezana ho an'ireo fiakanjo malagasy 10 tena miavaka indrindra.

Ny tapakila dia azo jifaina eto amin'ny Ticketplace sy ny mpaninjara Mass'In rehetra ary ihany koa eny amin'ny foibe Jet Location sy Espace Rose Bypass.

Fivoahan'ny varavarana : 10h30

Type de billets