Any am-paradisa, hetsika fiderana voalohany hoa n'ny taona 2022 iarahana amin'ny TGC "TANA GOSPEL CHOIR".
"Ao an-tranon'ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa handeha hanamboatra fitoerana ho anareo Aho." Jaona 14:2
BILLET SIMPLE
MGA 5.000,00
RESERVATION
MGA 15.000,00
VIP
MGA 25.000,00