Event Banner

TOLIARA: MAGE 4 - 30 TAONA

College Sacre Coeur TSIANALOKA College Sacre Coeur TSIANALOKA, MADAGASCAR
dim. 31 juil. 2022 16 : 00
  IVENCO
15

jours
5

heures
30

minutes
03

secondes
Spectacles et concerts
Live

TOLIARA: MAGE 4 - 30 TAONA

Niforona tao Toliara ny tarika, mpikambana fototra ary nanorina ny MAGE 4 miisa efatra dia mpianatra tao amin'ny Collège Sacré Coeur Tsianaloky avokoa.

Izany indrindra no hisantarana ny fankalazana ny faha-30 taona eo amin'ny Kianja Aloalo Sacré Coeur ny alahady 31 Jolay aminy 4 ora hariva. Ny fizarana voalohany izay iarahana amin'i KIFR.

Ny vola rehetra azo dia ho atolotra feno ho an'ny association des anciens Sacré Coeur, entina hanavaozana ny sekoly.

'Ndao iaraka ho any Toliara ary e...!

Type de billets

Plan de salle non disponible